Amos 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lavo tsy hitsangana intsony Israely virijiny; nazera tamin’ny taniny izy ka tsy misy manangana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa lavo, efa tsy hahatsangana intsony, ilay virjinin’i Israely! Mitsingàdina amin’ny tany izy, ary tsy hisy hanarina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny tovovavy maty i Israely, ka potraka tsy mahatsangana intsony; miampatra eo amin’ny taniny izy, fa tsy misy manarina.
Malagasy Bible 1865
Lavo Isiraely virijina ka tsy hahatsangana intsony; Nazera tamin'ny taniny izy, ka tsy misy mangana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lavo tsy hitsangana intsony Israely virijiny; nazera tamin’ny taniny izy ka tsy misy manangana azy.
malagasy
Lavo Isiraely virijina ka tsy hahatsangana intsony; Nazera tamin'ny taniny izy, ka tsy misy mangana azy.