Amos 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy haizina va ny Andron’NY TOMPO fa tsy fahazavana? Moa tsy haizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy haizina va ny andron’i Iaveh fa tsy fahazavana, haizina tsy misy mangirana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa hamiratan-tsoa ve ny androm-pamaizan’ny TOMPO? Tsia, fa ho andro maizim-panahiana izany, ho andro maizina tsy misy mangirana mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Moa tsy aizina va ny andron'i Jehovah, fa tsy fahazavana? Tsy aizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy haizina va ny Andron’NY TOMPO fa tsy fahazavana? Moa tsy haizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?
malagasy
Moa tsy aizina va ny andron'i Jehovah, fa tsy fahazavana? Tsy aizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?