Amos 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halako, eny, laviko ny andro firavoravoanareo ary tsy tiako ho re intsony ny fofon’ny fivoriana masina ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hàlako sy tsy ahoako akory izay fetinareo, tsy hankamamiko akory ny fiangonanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hàlako, maharikoriko Ahy ny fety fivahiniananareo; ary tsy sitrako ny fivoriam-pivavahanareo.
Malagasy Bible 1865
Halako, eny, laviko ny andro firavoravoanareo, ary tsy ho hanitra ankasitrahana amiko ny fivorianareo masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halako, eny, laviko ny andro firavoravoanareo ary tsy tiako ho re intsony ny fofon’ny fivoriana masina ataonareo.
malagasy
Halako, eny, laviko ny andro firavoravoanareo, ary tsy ho hanitra ankasitrahana amiko ny fivorianareo masina.