Amos 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halaviro Amiko ny finaonaonan’ny hiranareo! Tsy hihaino ny fanenon’ny lokanganareo Aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaviro Ahy ny finaonaonan’ny hiranareo; aoka tsy ho reko akory izay feon-dokanganareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaviro Ahy ny finaonaonan’ny hiranareo; tsy tiako hohenoina ny feon-dokanganareo.
Malagasy Bible 1865
Atsaharo ny finaonaonan'ny hiranareo, fa maharenina Ahy; Fa tsy hihaino ny fanenon'ny lokanganareo Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halaviro Amiko ny finaonaonan’ny hiranareo! Tsy hihaino ny fanenon’ny lokanganareo Aho,
malagasy
Atsaharo ny finaonaonan'ny hiranareo, fa maharenina Ahy; Fa tsy hihaino ny fanenon'ny lokanganareo Aho. [Heb. Hiranao, lokanganao]