Amos 5:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa aoka kosa ny fitsarana hikoriana toy ny rano ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa aoka hisononoka hoatra ny rano kosa ny fitsarana; ary toy ny ranondriaka tsy mety ritra ny fahamarinana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny rariny hikoriana toy ny rano ary ny fahamarinana ho tahaka ny renirano tsy mety ritra!
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ny fitsarana hanalonalona toy ny rano, ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa aoka kosa ny fitsarana hikoriana toy ny rano ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.
malagasy
Ary aoka ny fitsarana hanalonalona toy ny rano, ary ny fahamarinana toy ny renirano tsy mety ritra.