Amos 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa nanolotra fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy fanatitra alatsa-dra ho Ahy va ianareo fony tany an-tany efitra efapolo taona, ry taranak’Israely?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa nanatitra sorona amam-panatitra ho Ahy va ianareo, ry taranak’i Israely, nandritra ny efapolo taona tany an’efitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry taranak’i Israely, moa nanolotra sorona sy fanatitra ho Ahy ve ianareo nandritra ny efapolo taona tany an-taniefitra?
Malagasy Bible 1865
Moa efa nanatitra fanatitra hohanina sy fanatitra alatsa-drà ho Ahy tany an-efitra efa-polo taona va ianareo, ry taranak'i Isiraely?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa nanolotra fanatitra avy amin’ny zavamaniry sy fanatitra alatsa-dra ho Ahy va ianareo fony tany an-tany efitra efapolo taona, ry taranak’Israely?
malagasy
Moa efa nanatitra fanatitra hohanina sy fanatitra alatsa-drà ho Ahy tany an-efitra efa-polo taona va ianareo, ry taranak'i Isiraely?