Amos 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ento any i Sikota mpanjakanareo sy i Kiona sampinareo dia ny kintan’ny andriamanitrareo izay nataonareo ho anareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lain’ny mpanjakanareo no nolanjainareo, mbamin’i Kijoma, ny sampinareo, aman-kintan’ny andriamanitrareo, izay nataonareo ho anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nentinareo ve ny sarin’i Sikota, ilay sampy mpanjakanareo, sy ny sarin’i Kiona, ilay kintana andriamanitrareo, izay samy sary nataonareo ho anareo? Tsia!
Malagasy Bible 1865
Tsia, fa ny nitondra ny tabernakelin'ny mpanjakanareo sy ny fipetrahan'ny sampinareo ihany no nataonareo, dia ny kintan'ny andriamanitrareo, izay nataonareo ho anareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ento any i Sikota mpanjakanareo sy i Kiona sampinareo dia ny kintan’ny andriamanitrareo izay nataonareo ho anareo!
malagasy
Tsia, fa ny nitondra ny tabernakelin'ny mpanjakanareo sy ny fipetrahan'ny sampinareo ihany no nataonareo, dia ny kintan'ny andriamanitrareo, izay nataonareo ho anareo [Na: Dia ho entinareo][Na: Tsia fa ny mitondra an'i Sikota, mpanjakanareo, sy Kiona, sampinareo, no nataonareo]Ka dia ho entiko ho babo any ankoatr'i Damaskosy ianareo, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro no anarany.