Amos 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoentiko ho babo any ankoatra an’i Damaskosy ianareo, hoy NY TOMPO. Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa hoentiko hatao sesitany ambadik’i Damasy ianareo, hoy i Iaveh: Andriamanitry ny tafika no Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa halefako ho babo any ambadika lavitr’i Damasy ianareo. Izaho TOMPO no miteny izany; ilay Andriamanitr’izao rehetra izao no anarako.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho entiko ho babo any ankoatr'i Damaskosy ianareo, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoentiko ho babo any ankoatra an’i Damaskosy ianareo, hoy NY TOMPO. Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
malagasy
Ka dia ho entiko ho babo any ankoatr'i Damaskosy ianareo, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro no anarany.