Amos 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO amin’ny taranak’Israely: Tadiavo Aho dia ho velona ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao lazain’i Iaveh, amin’ny taranak’i Israely: Tadiavo Aho, dia velomy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO amin’ny vahoakan’i Israely: «Tadiavo Aho, dia ho velona ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah amin'ny taranak'Isiraely; Tadiavo Aho, dia ho velona ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO amin’ny taranak’Israely: Tadiavo Aho dia ho velona ianareo!
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah amin'ny taranak'Isiraely; Tadiavo Aho, dia ho velona ianareo;