Amos 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tadiavo NY TOMPO dia ho velona ianareo! Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin’ny taranak’i Josefa Izy ary tsy hisy izay hahafaty ny afo ao Betela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tadiavo i Iaveh, dia velomy ianareo, fandrao milatsaka, toy ny afo, amin’ny taranak’i Josefa izy, ka handevona azy, nefa tsy hanana olona handevona izany, i Betela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tadiavo ny TOMPO, dia ho velona ianareo. Fa raha tsy mitady Azy ianareo, ry taranak’i Jôsefa, dia hilatsaka aminareo tahaka ny afo Izy ka handevona an’i Betela, ary tsy hisy olona hahafaty ny afo.
Malagasy Bible 1865
Mitadiava an'i Jehovah, dia ho velona ianareo; Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin'ny taranak'i Josefa Izy, ary Betela tsy hanana izay hahafaty ny afo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tadiavo NY TOMPO dia ho velona ianareo! Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin’ny taranak’i Josefa Izy ary tsy hisy izay hahafaty ny afo ao Betela;
malagasy
Mitadiava an'i Jehovah, dia ho velona ianareo; Fandrao hilatsaka toy ny afo mandevona amin'ny taranak'i Josefa Izy, ary Betela tsy hanana izay hahafaty ny afo,