Amos 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ianareo izay mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampirefarefa ny fahamarinana amin’ny tany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ovany ho abisinta ny hitsiny, ary azerany amin’ny tany ny rariny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo no mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampitsingidina ny fahamarinana amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia ianareo izay mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampiongana ny fahamarinana ho eo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ianareo izay mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampirefarefa ny fahamarinana amin’ny tany!
malagasy
Dia ianareo izay mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampiongana ny fahamarinana ho eo amin'ny tany.