Amos 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia Ilay mampitselatra fandravana hamely ny mahery ka mihatra amin’ny tanàna mimanda ny fandravana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataony mipoaka ny faharavana mamely ny mahery, ary mianjera amin’ny tanàna mimanda ny fandravana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mampipoaka ny fandravana hamelezana ny mahery, ka iharan’ny fandravana tokoa ny tanàna mimanda.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay mampitselatra fandravana hamely ny mahery, ka dia mihatra amin'ny tanàna mimanda ny fandravana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia Ilay mampitselatra fandravana hamely ny mahery ka mihatra amin’ny tanàna mimanda ny fandravana.
malagasy
Dia Ilay mampitselatra fandravana hamely ny mahery, ka dia mihatra amin'ny tanàna mimanda ny fandravana.