Amos 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia mihevitra ny andro fahoriana ho mbola lavitra, nefa mampanakaiky ny fanjakan’ny fampahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo manao ny andro mahory ho mbola lavitra ary mampanatona ho akaiky ny fanjakan’ny fahasiahana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitady hampihemotra ny andron’ny loza ianareo nefa mampanatona ny fanjakan’ny herisetra;
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay mihevitra ny andro mampahory ho mbola lavitra sy mampanakaiky ny seza fandozana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia mihevitra ny andro fahoriana ho mbola lavitra, nefa mampanakaiky ny fanjakan’ny fampahoriana.
malagasy
Hianareo izay mihevitra ny andro mampahory ho mbola lavitra sy mampanakaiky ny seza fandozana,