Amos 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandrimandry eo amin’ny farafara ivoara sy mitsilailay eo amin’ny fandrianany izy ireo ary homana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ondry sy ny zanak’omby avy ao am-pahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandrimandry eo ambony farafara ivoara izy ireo; sy mivalandotra eo amin’ny sofàny; mihinana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ondry izy ireo, sy ny zanak’omby voafahy ao an-tranon’omby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandrimandry eo ambony farafara miravaka ivoara ianareo ary mitsilailay eo ambony divà sady mihinana zanak’ondry avy tamin’ny andriany sy zanak’omby matavy.
Malagasy Bible 1865
Dia ireo izay mandrimandry ao amin'ny farafara ivoriny sy mitsilailay eo amin'ny fandriandriany ary homana ny zanak'ondry avy amin'ny andian'ny ondry sy ny zanak'omby avy ao am-pahitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandrimandry eo amin’ny farafara ivoara sy mitsilailay eo amin’ny fandrianany izy ireo ary homana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ondry sy ny zanak’omby avy ao am-pahitra.
malagasy
Dia ireo izay mandrimandry ao amin'ny farafara ivoriny sy mitsilailay eo amin'ny fandriandriany ary homana ny zanak'ondry avy amin'ny andian'ny ondry sy ny zanak'omby avy ao am-pahitra,