Amos 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirahira foana manaraka ny feon-dokanga izy ireo ary mamorona zavamaneno toy ny nataon’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandihindihy manaraka ny feon-dokanga izy; namorona zava-maneno, toa an’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirahira manaraka ny feon-dokanga ianareo sy mamorona zava-maneno tahaka an’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Dia ireo izay mivovo foana manaraka ny feon-dokanga ary mamorona zava-maneno toy ny nataon'i Davida,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirahira foana manaraka ny feon-dokanga izy ireo ary mamorona zavamaneno toy ny nataon’i Davida.
malagasy
Dia ireo izay mivovo foana manaraka ny feon-dokanga ary mamorona zava-maneno toy ny nataon'i Davida,