Amos 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izao dia ho voalohany amin’izay hobaboina ireo ary hitsahatra ny koranan’izay mitsilailay foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ho lasa izy ireo hatao sesitany ho lohan’ny lasan-ko babo; ary tsy hisy intsony ny hobim-pifalian’ireo mpanaram-batana ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ankehitriny dia ianareo no ho voalohany amin’izay ho lasan-ko babo ka hifarana hatreo ny korananareo mpanao filibàna.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izao dia ho voalohany amin'izay hobaboina ireo, ary hatsahatro ny hobin'izay mitsilailay foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izao dia ho voalohany amin’izay hobaboina ireo ary hitsahatra ny koranan’izay mitsilailay foana.
malagasy
Koa amin'izao dia ho voalohany amin'izay hobaboina ireo, ary hatsahatro ny hobin'izay mitsilailay foana.