Amos 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitra dia nianiana tamin’ny tenany; hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Fahavetavetana eo anatrehako ny fireharehan’i Jakoba ary halako ny lapany; koa hatolotro ny tanàna mbamin’izay rehetra ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianiana tamin’ny Tenany, ny Tompo Iaveh, - teny marin’i Iaveh Andriamanitry ny tafika. - Tsy tiako mainty ny avonavon’i Jakôba, ary halako ny lapany; ka hatolotro mbamin’izay rehetra ao aminy ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO efa mianiana amin’ny tenany; Ilay TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao dia manao teny hentitra hoe: «Mahatsiravina Ahy ny avonavon’ny fanjakan’i Israely ary hàlako ireo lapany, ka hatolotro ny fahavalony ny renivohitra Samaria mbamin’izay rehetra ao anatiny.»
Malagasy Bible 1865
Jehovah Tompo dia efa nianiana tamin'ny tenany, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro: Fahavetavetana eo anatrehako ny reharehan'i Jakoba, ary halako ny tranobeny; Koa dia hatolotro ny tanàna mbamin'izay rehetra ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitra dia nianiana tamin’ny tenany; hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Fahavetavetana eo anatrehako ny fireharehan’i Jakoba ary halako ny lapany; koa hatolotro ny tanàna mbamin’izay rehetra ao anatiny.
malagasy