Amos 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Amazia tamin’i Amosa: Ry mpahita! Andeha mandositra mankany amin’ny tanin’ny Joda ianao; any ianao no hihinan-kanina ary any ianao no haminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Amasiasa tamin’i Amôsy: «Ry mpahita ô, mandehana mandositra any amin’ny tanin’i Jodà, ka any ianao no mihinàna hanina; any ianao no maminania.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Amatsià tamin’i Hamôsa: «Ry mpahazo fahitana, mandehana mandositra any amin’ny tanin’i Joda ianao, ka any no ijoroy ny maha- mpaminany anao; dia ry zareo no hanome anao ny mofo hohaninao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Amazia tamin'i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin'ny tanin'ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Amazia tamin’i Amosa: Ry mpahita! Andeha mandositra mankany amin’ny tanin’ny Joda ianao; any ianao no hihinan-kanina ary any ianao no haminany.
malagasy
Ary hoy Amazia tamin'i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin'ny tanin'ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any;