Amos 7:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly an’i Amazia i Amosa hoe: Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; mpiandry ondry sy mpikarakara aviavy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no navalin’i Amôsy an’i Amasiasa: «Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; fa mpiandry omby sy mpamboly aviavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly an’i Amatsià i Hamôsa nanao hoe: –Tsy mba mpaminany na anisan’ny tarika mpaminany aho taloha fa mpiandry biby fiompy sady mpanindrona voan’aviavy.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Amosa ka nanao tamin'i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaka ny mpaminany; fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy ihany aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly an’i Amazia i Amosa hoe: Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; mpiandry ondry sy mpikarakara aviavy aho.
malagasy
Dia namaly Amosa ka nanao tamin'i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaka ny mpaminany; fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy ihany aho,[Na: mpandraotra][sykomora]