Amos 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nalain’NY TOMPO tany am-piandrasana ondry aho ka nitenenany hoe: Mandehana ka maminania amin’ny Israely oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’i Iaveh tany aorian’ny biby fiompy aho, dia nataon’i Iaveh tamiko hoe: ‹Mandehana ianao, maminany any amin’i Israely vahoakako.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nalain’ny TOMPO teo am-piandrasana biby fiompy aho ka nitenenany hoe: «Mandehana ianao ka mijoroa ho mpaminany amin’ny Israely vahoakako.»
Malagasy Bible 1865
saingy nalain'i Jehovah tany ampiandrasana ondry ka nataony hoe: Mandehana, ka maminania amin'ny Isiraely oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nalain’NY TOMPO tany am-piandrasana ondry aho ka nitenenany hoe: Mandehana ka maminania amin’ny Israely oloko.
malagasy
saingy nalain'i Jehovah tany ampiandrasana ondry ka nataony hoe: Mandehana, ka maminania amin'ny Isiraely oloko.