Amos 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nasehon’NY TOMPO Andriamanitra tamiko: Indro, NY TOMPO Andriamanitra niantso fitsarana amin’ny afo ka nandevona ny lalina lehibe ary nandany ny zaralova izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nasehon’ny Tompo Iaveh tamiko: dia indro tonga i Iaveh hanasazy amin’ny afo, dia nandevona ny hantsana lehibe ny afo, sy nandevona ny anjara-lovan’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao indray no nasehon’ny Tompo ANDRIANANAHARY ahy tamin’ny fahitana: Indro Izy Tompo ANDRIANANAHARY dia niantso ny afo hanatanteraka ny fitsarany; ka ny afo no nandritra ny ranobe any ambanin’ny tany sady nandoro ny tanin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Izao no nasehon'i Jehovah Tompo tamiko: Indro, Jehovah Tompo miantso hifandahatra hamely amin'ny afo, ka nandevona ny lalina lehibe sy nila handany ny zara-lova izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nasehon’NY TOMPO Andriamanitra tamiko: Indro, NY TOMPO Andriamanitra niantso fitsarana amin’ny afo ka nandevona ny lalina lehibe* ary nandany ny zaralova izany.
malagasy
Izao no nasehon'i Jehovah Tompo tamiko: Indro, Jehovah Tompo miantso hifandahatra hamely amin'ny afo, ka nandevona ny lalina lehibe sy nila handany ny zara-lova izany.