Amos 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: TOMPO Andriamanitra ô, mifona aminao aho, mitsahara re! Hataon’i Jakoba ahoana no fahajoro? Kely ange izy e!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy aho: «Mba mitsahara, ry Tompo Iaveh ô! Ahoana no haharetan’i Jakôba? fa kely izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho hoe: «Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, mba atsaharo amin’izay re! Fa fomba ahoana no hahajoroan’ny taranak’i Jakôba satria kely izy?»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Jehovah Tompo, Mifona aminao aho, mitsahara! Hataon'i Jakoba ahoana no fahajanona? Fa kely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: TOMPO Andriamanitra ô, mifona aminao aho, mitsahara re! Hataon’i Jakoba ahoana no fahajoro? Kely ange izy e!
malagasy
Dia hoy izaho: Jehovah Tompo, Mifona aminao aho, mitsahara! Hataon'i Jakoba ahoana no fahajanona? Fa kely izy.