Amos 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho foana ireo toerana fanaovana sorona an’Isaka, ho rava ireo fitoerana masin’ny Israely ary hitsangana Aho ka hamely ny taranak’i Jeroboama amin’ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fitoerana avon’i Isaaka ho foanana; ny fitoera-masin’i Israely horavana; ary hitsangana hamely ny taranak’i Jerôbôama amin’ny sabatra Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hofoanako ireo toeram-panasinan ’ny taranak’i Itsehàka, horavako ireo toeram-pivavahan’i Israely, ary hitsangana Aho hamely ny taranak’i Jerôbohama amin’ny sabatra.
Malagasy Bible 1865
Dia ho foana ny fitoerana avon'Isaka, ary ho rava ny fitoera-masin'Isiraely; Ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak'i Jeroboama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho foana ireo toerana fanaovana sorona an’Isaka, ho rava ireo fitoerana masin’ny Israely ary hitsangana Aho ka hamely ny taranak’i Jeroboama amin’ny sabatra.
malagasy
Dia ho foana ny fitoerana avon'Isaka, ary ho rava ny fitoera-masin'Isiraely; Ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak'i Jeroboama.