Amos 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nasehon’NY TOMPO Andriamanitra tamiko: Indro, nisy harona feno voankazo masaka fahavaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nasehon’ny Tompo Iaveh tamiko: dia indreto voankazo masaka iray sobiky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao indray no nasehon’ny Tompo ANDRIANANAHARY ahy tamin’ny fahitana: indro nisy voankazo masaka iray harona.
Malagasy Bible 1865
Izao no nasehon'i Jehovah Tompo tamiko; Indro, nisy harona feno voankazo masaka fahavaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nasehon’NY TOMPO Andriamanitra tamiko: Indro, nisy harona feno voankazo masaka fahavaratra.
malagasy
[Ny fahitana nentin'Andriamanitra nilaza tamin'i Amosa ny fahantomotry ny loza hanjo ny Isiraely] Izao no nasehon'i Jehovah Tompo tamiko; Indro, nisy harona feno voankazo masaka fahavaratra.