Amos 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hivembena hatrany amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray ny olona, hatrany avaratra ka hatrany atsinanana. Eny, hivezivezy hitady ny tenin’NY TOMPO izy nefa tsy hahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hirenireny hatrany amin’ny ranomasina, ka hatrany amin’ny ranomasina izy ireo, hatrany amin’ny avaratra, ka hatrany amin’ny atsinanana; hivezivezy atsỳ arỳ, hitady ny tenin’i Iaveh, nefa tsy hahita izany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hivezivezy avy any atsimo ka hatrany andrefana ary hitotototo avy any avaratra ka hatrany atsinanana ny olona mba hitady ny teniko, nefa tsy hahita.
Malagasy Bible 1865
Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hivembena hatrany amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray ny olona, hatrany avaratra ka hatrany atsinanana. Eny, hivezivezy hitady ny tenin’NY TOMPO izy nefa tsy hahita.
malagasy