Amos 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia ho malemy noho ny hetaheta ny tovovavy tsara tarehy sy ny tovolahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, dia ho reraka ny virjiny tsara tarehy, mbamin’ny tovolahy, azon’ny hetaheta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia ho torana azon’ny hetaheta ireo tovovavy tsara tarehy mbamin’ny tovolahy.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia ho jemby noho ny hetaheta ny virijina tsara tarehy sy ny zatovolahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia ho malemy noho ny hetaheta ny tovovavy tsara tarehy sy ny tovolahy,
malagasy
Amin'izany andro izany dia ho jemby noho ny hetaheta ny virijina tsara tarehy sy ny zatovolahy,Dia ireo izay mianiana amin'ny fahotan'i Samaria, ka manao hoe: velona koa ny andriamanitrao, ry Dana, ary raha velona koa ny fanaon'i Beri-sheba; eny, ho lavo izy ka tsy hiarina intsony.