Amos 8:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ireo izay mianiana amin’ny helok’i Samaria ka miteny hoe: Raha velona koa ny andriamanitrao, ry Dana! Raha velona koa ny fanaon’i Bery-Sheba! Ho lavo anefa izy ireo ka tsy hiarina intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo, mianiana amin’ny fahotan’i Samaria, ka manao hoe: Amin’ny Andriamanitrareo, ry Dàna! Amin’ny lalan’i Bersabea! dia samy ho lavo tsy haharina intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpianiana amin’ny sampin’i Samaria sy ireo mpiteny hoe: ‹Velona ny andriamanitrao, ry Dana!› na hoe: ‹Velona ny andriamanitrao, ry Beera-Seba...!› dia ho lavo ka tsy hiarina intsony.»
Malagasy Bible 1865
Dia ireo izay mianiana amin'ny fahotan'i Samaria, ka manao hoe: velona koa ny andriamanitrao, ry Dana, ary raha velona koa ny fanaon'i Beri-sheba; eny, ho lavo izy ka tsy hiarina intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ireo izay mianiana amin’ny helok’i Samaria ka miteny hoe: Raha velona koa ny andriamanitrao, ry Dana! Raha velona koa ny fanaon’i Bery-Sheba! Ho lavo anefa izy ireo ka tsy hiarina intsony.
malagasy
Dia ireo izay mianiana amin'ny fahotan'i Samaria, ka manao hoe: velona koa ny andriamanitrao, ry Dana, ary raha velona koa ny fanaon'i Beri-sheba; eny, ho lavo izy ka tsy hiarina intsony.