Amos 8:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa izao, ianareo izay miandry izay hitelemana ny mahantra sy ta hanafongana ireo tsy manam-piaro eto amin’ny tany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa izao ianareo mihinana ny mahantra, sy mitady hamongotra ny mavomavo amin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa izao ianareo te hitelina ny mahantra sy te hamongotra ny mpandefitra eto amin’ny tany,
Malagasy Bible 1865
Mihanoa izao, ianareo izay mihanahana te-hitelina ny malahelo sy hahafongana ny mpandefitra amin'ny tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa izao, ianareo izay miandry izay hitelemana ny mahantra sy ta hanafongana ireo tsy manam-piaro eto amin’ny tany!
malagasy
Mihanoa izao, ianareo izay mihanahana te-hitelina ny malahelo sy hahafongana ny mpandefitra amin'ny tany