Amos 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hividianantsika ny mahantra amin’ny volafotsy, sy ny sahirana amin’ny kapan’olona iray ary hivarotantsika ny akofam-bary?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hovidintsika vola ny fadiranovana, ary ny mahantra, noho ny amin’ny kapa iray lomisy, sady hivarotantsika ny vary loha-kororòka?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hatramin’ny vary loha-kororoka no hamidintsika. Hovidintsika ho andevo ireo fadiranovana sy mahantra, noho izy tsy mahaloa na ny vidin-kapa iray lomisy aza.
Malagasy Bible 1865
Mba hovidintsika volafotsy ny mahantra sy kiraro iray lomisy ny malahelo, ary hivarotantsika ny loha-kororoky ny vary?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hividianantsika ny mahantra amin’ny volafotsy, sy ny sahirana amin’ny kapan’olona iray ary hivarotantsika ny akofam-bary?
malagasy
Mba hovidintsika volafotsy ny mahantra sy kiraro iray lomisy ny malahelo, ary hivarotantsika ny loha-kororoky ny vary?