Amos 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO nianiana tamin’ny reharehan’i Jakoba hoe: Tsy hisy hohadinoiko mandrakizay ny asany na dia iray akory aza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nianiana tamin’ny reharehan’i Jakôba i Iaveh: Raha hohadinoiko mandra-piavin’ny farany, izay rehetra nataon’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO, Izay reharehan’ny taranak’i Jakôba, dia nanao fianianana hoe: «Tsy hisy hohadinoiko mandrakizay ny asa ratsy rehetra nataonareo!»
Malagasy Bible 1865
Jehovah nianiana tamin'ny Reharehan'i Jakoba ka nanao hoe: Tsy hisy hobadinoiko mandrakizay ny asany na dia iray akory aza!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO nianiana tamin’ny reharehan’i Jakoba hoe: Tsy hisy hohadinoiko mandrakizay ny asany na dia iray akory aza!
malagasy
Jehovah nianiana tamin'ny Reharehan'i Jakoba ka nanao hoe: Tsy hisy hobadinoiko mandrakizay ny asany na dia iray akory aza!