Amos 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, izao no hitranga, - teny marin’ny Tompo Iaveh. - Ny masoandro halentiko mitatao vovonana; ary ny tany hosaronako haizina amin’ny andro tony tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra hoe: «Izao no hiseho amin’izany andro izany: halentiko mitatao vovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandro ny tany;
Malagasy Bible 1865
Ary amin izany andro izany, hoy Jehovah Tompo, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro, ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany.
malagasy
Ary amin izany andro izany, hoy Jehovah Tompo, dia halentiko mitataovovonana ny masoandro, ary hohamaiziniko antoandrobenanahary ny tany;