Amos 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin’ny oloko, dia ireo izay milaza hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fatin’ny sabatra avokoa ny mpanota, amin’ny vahoakako, izay manao hoe: Tsy hanakaiky anay akory ny loza tsy hahatratra anay akory ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faty an’ady ny mpanota rehetra amin’ny vahoakako, dia ireo nilaza hoe: ‹Ny loza tsy hananontanona anay sady tsy hahatratra anay!› »
Malagasy Bible 1865
Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin'ny oloko, dia ireo izay manao hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin’ny oloko, dia ireo izay milaza hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay.
malagasy
Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin'ny oloko, dia ireo izay manao hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay.