Amos 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba handovany izay sisa amin’i Edoma sy amin’ny firenena rehetra hantsoina amin’ny anarako, hoy NY TOMPO izay manatanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hananan’izy ireo izay sisa amin’i Edôma, mbamin’ny firenena rehetra niantsoana ny Anarako, - teny marin’i Iaveh, - izay manao izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay no hakan’i Israely ny tany sisa amin’i Edôma sy amin’ny firenena hafa rehetra izay nomarihina ny anarako hananako azy. Izaho Tompo no hahatanteraka izany.»
Malagasy Bible 1865
Mba hananany izay sisa amin'i Edoma sy amin'ny jentilisa rehetra, izay hantsoina amin'ny anarako, hoy Jehovah, Izay manao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba handovany izay sisa amin’i Edoma sy amin’ny firenena rehetra hantsoina amin’ny anarako, hoy NY TOMPO izay manatanteraka izany.
malagasy
Mba hananany izay sisa amin'i Edoma sy amin'ny jentilisa rehetra, izay hantsoina amin'ny anarako, hoy Jehovah, Izay manao izany.