Amos 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hamboleko ao amin’ny taniny izy ka tsy hongotana intsony amin’ny taniny izay nomeko azy, hoy NY TOMPO Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamboleko eo amin’ny taniny izy, ka tsy hongotana intsony hiala amin’ny tany, izay efa nomeko azy», hoy i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamboleko eo amin’ny tany izany nomeko azy izy, ka tsy hongotana hiala eo intsony. Izaho TOMPO Andriamanitrao no efa niteny.»
Malagasy Bible 1865
Eny, hamboleko ao amin'ny taniny izy, ka tsy hongotana amin'ny taniny izay nomeko azy intsony izy, Hoy Jehovah Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hamboleko ao amin’ny taniny izy ka tsy hongotana intsony amin’ny taniny izay nomeko azy, hoy NY TOMPO Andriamanitrao.
malagasy
Eny, hamboleko ao amin'ny taniny izy, ka tsy hongotana amin'ny taniny izay nomeko azy intsony izy, Hoy Jehovah Andriamanitrao.