Amos 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia mibosesika ho any amin’ny fitoeran’ny maty aza izy dia any no hanalan’ny tanako azy; ary na dia miakatra ho any an-danitra aza izy dia avy any no hampidinako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitsofoka ho any amin’ny Seoly izy ireo hotsoahan’ny tanako avy any; raha miakatra any an-danitra, hampidiniko avy any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na hibosesika any amin’ny toeran’ny maty aza ireo, dia hotsoahan’ny tanako avy any; na hiakatra ho any an- danitra aza ireo, dia hampidiniko avy any;
Malagasy Bible 1865
Na dia mibosesika ho any amin'ny fiainan-tsi-hita aza izy, dia any no hanalan'ny tanako azy; Ary na dia miakatra ho any an-danitra aza izy, dia avy any no hampidinako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia mibosesika ho any amin’ny fitoeran’ny maty* aza izy dia any no hanalan’ny tanako azy; ary na dia miakatra ho any an-danitra aza izy dia avy any no hampidinako azy.
malagasy
Na dia mibosesika ho any amin'ny fiainan-tsi-hita aza izy, dia any no hanalan'ny tanako azy; Ary na dia miakatra ho any an-danitra aza izy, dia avy any no hampidinako azy. [Heb. Sheola]