Amos 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia lasan-ko babo eo anoloan’ny fahavalony aza izy dia any no hibaikoako ny sabatra hamono azy; ary hampanandriniko azy ny masoko hahatonga loza fa tsy soa aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha lasan-ko babo eo anoloan’ny fahavalony izy, hodidiako hamono azy any ny sabatra. Ka hifàntoka aminy ny masoko, nefa tsy hahatonga soa, fa loza ho azy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ho lasan-ko babo eo anatrehan’ny fahavalony aza ireo, dia homeko baiko ny sabatra handringana azy any. Tapa-kevitra Aho tsy hahatonga soa ho azy fa hahatonga loza.»
Malagasy Bible 1865
Ary na dia lasan-ko babo eo anoloan'ny fahavalony aza izy, dia any no handidiako ny sabatra, ka hamono azy; Ary hampanandriniko azy ny masoko hahatonga ny loza aminy, fa tsy ny soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia lasan-ko babo eo anoloan’ny fahavalony aza izy dia any no hibaikoako ny sabatra hamono azy; ary hampanandriniko azy ny masoko hahatonga loza fa tsy soa aminy.
malagasy
Ary na dia lasan-ko babo eo anoloan'ny fahavalony aza izy, dia any no handidiako ny sabatra, ka hamono azy; Ary hampanandriniko azy ny masoko hahatonga ny loza aminy, fa tsy ny soa.