Amos 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, no mikasika ny tany dia miempo izy; misaona ny mponina rehetra ao aminy; misondrotra tahaka an’i Neily avokoa ireny rehetra ireny ary mihena toy ny Neilin’i Ejipta indray izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Tompo Iavehn’ny tafika mikasika ny tany ka miempo izy, ary misaona avokoa ny mponina eo aminy; misondrotra tahaka an’i Nila izy manontolo, ary mietry tahaka ny onin’i Ejipta izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao, vao manendry ny tany, dia mampihovotrovotra azy; misondrotra sy mietry ny tany manontolo tahaka an’i Neily, onin’i Ejipta; ary misaona ny maty ireo mponina rehetra ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah, Tompon'ny maro, no manendry ny tany, ka dia miempo izany, ka misaona ny mponina rehetra ao aminy; Ary dia hihatondraka tahaka an'i Neily avokoa Izany, ary hihena indray izy toy ny Neilin'i Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, no mikasika ny tany dia miempo izy; misaona ny mponina rehetra ao aminy; misondrotra tahaka an’i Neily avokoa ireny rehetra ireny ary mihena toy ny Neilin’i Ejipta indray izy;
malagasy