Amos 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny mason’NY TOMPO Andriamanitra no manandrina ity fanjakana feno ota ity ka hofongorako tsy ho eo ambonin’ny tany izy; kanefa tsy dia hofongorako tanteraka ny taranak’i Jakoba, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, ny mason’ny Tompo Iaveh mifàntoka amin’ny fanjakana mpanota; ka hofongorana tsy ho eo ambonin’ny tany izy. Nefa tsy dia hofongorako manontolo tsy akory ny taranak’i Jakôba, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny Tompo ANDRIANANAHARY mampifantoka ny masony amin’ity fitondram-panjakana mpanota ity sady manao teny hentitra hoe: «Hamongotra azy tsy ho eto ambonin’ny tany intsony Aho, Kanefa tsy hamongotra manontolo ny taranak’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny mason'i Jehovah Tompo no manandrina ity fanjakana feno ota ity, ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin'ny tany izy; Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak'i Jakoba, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny mason’NY TOMPO Andriamanitra no manandrina ity fanjakana feno ota ity ka hofongorako tsy ho eo ambonin’ny tany izy; kanefa tsy dia hofongorako tanteraka ny taranak’i Jakoba, hoy NY TOMPO.
malagasy
Indro, ny mason'i Jehovah Tompo no manandrina ity fanjakana feno ota ity, ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin'ny tany izy; Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak'i Jakoba, hoy Jehovah.