Colossians 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no isaory ny Ray izay nampahamendrika anareo hanana anjara amin’ny lovan’ny olona masina eo amin’ny mazava
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary misaotra ny Ray Izay nahamendrika antsika hanana anjara amin’ny lovan’ny olo-masina any amin’ny mazava,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no isaory an’Andriamanitra Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin’ny lova natokany ho an’ny vahoakany ao amin’ny hazavana;
Malagasy Bible 1865
ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin'ny lovan'ny olona masina eo amin'ny mazava,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no isaory ny Ray izay nampahamendrika anareo hanana anjara amin’ny lovan’ny olona masina eo amin’ny mazava
malagasy
ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin'ny lovan'ny olona masina eo amin'ny mazava,