Colossians 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady nahafaka antsika tamin’ny fahefan’ny maizina ka namindra antsika ho amin’ny fanjakan’ny Zanany malalany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’Izy nanafaka antsika tamin’ny fahefan’ny maizina, ka namindra antsika ho ao amin’ny fanjakan’ny Zanany malalany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanala antsika tamin’ny fahefàn’ny haizina Izy, ka namindra antsika ho ao amin’ny Fanjakan’ny Zanany malalany,
Malagasy Bible 1865
sady nahafaka antsika tamin'ny fahefan'ny maizina ka namindra antsika ho amin'ny fanjakan'ny Zanany malalany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady nahafaka antsika tamin’ny fahefan’ny maizina ka namindra antsika ho amin’ny fanjakan’ny Zanany malalany
malagasy
sady nahafaka antsika tamin'ny fahefan'ny maizina ka namindra antsika ho amin'ny fanjakan'ny Zanany malalany,