Colossians 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Izy kosa no ananantsika ny fanavotana sy ny famelana ny fahotantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay ahazoantsika ny fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
Malagasy Bible 1865
Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
malagasy
Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.