Colossians 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no endrik’Andriamanitra tsy hita maso, Ilay Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no endrik’ilay Andriamanitra tsy hita; Izy no teraka talohan’izao voaary rehetra izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kristy dia endrik’ilay Andriamanitra tsy hita. Izy no Zanaka lahimatoa, ambonin’ny voaary rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izy no endrik'Andriamanitra tsy hita, ny Lahimatoa talohan'izao zavatra ary rehetra izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no endrik’Andriamanitra tsy hita maso, Ilay Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao;
malagasy
Izy no endrik'Andriamanitra tsy hita, ny Lahimatoa talohan'izao zavatra ary rehetra izao;