Colossians 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no talohan’ny zavatra rehetra sady ao Aminy no aharetan’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no talohan’ny zavatra rehetra, ary ao aminy no aharetan’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy talohan’ny zavatra rehetra Izy sady ao aminy no aharetan’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary Izy no talohan'ny zavatra rehetra, sady ao aminy no aharetan'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no talohan’ny zavatra rehetra sady ao Aminy no aharetan’ny zavatra rehetra.
malagasy
ary Izy no talohan'ny zavatra rehetra, sady ao aminy no aharetan'ny zavatra rehetra.