Colossians 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa amin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no Lohan’ny tena, izany hoe ny Eglizy; Izy no voalohany, dia ny voalohan-teraka tamin’ny maty, mba ho Loha amin’ny zavatra rehetra Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kristy no lohan’ny Fiangonana izay tenany; Izy no fiandohan’ny fiainam-baovao, Zanaka lahimatoa, ilay voalohany natsangana ho velona avy tany amin’ny maty, mba ho lohalaharana amin’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no Lohan’ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa amin’ny maty, mba ho Lohany amin’ny zavatra rehetra Izy.
malagasy
Ary Izy no Lohan'ny tena, dia ny fiangonana; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin'ny maty, mba ho Lohany amin'ny zavatra rehetra Izy. [ Gr. eklesia]