Colossians 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sitraky ny Ray ho ao Aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ao aminy no sitraky ny Ray hitoeran’ny hafenoana rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tao aminy no sitrak’Andriamanitra hitoeran’ny hafenoana tanteraka;
Malagasy Bible 1865
Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sitraky ny Ray ho ao Aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra
malagasy
Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra,