Colossians 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin’i Kristy: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamangy ny olona masina sy ny mpino havana ao amin’i Kristy Jesoa, any Kôlôsy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika!
Malagasy Bible 1865
mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin'i Kristy: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no mamangy ny olona masina any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin’i Kristy: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika.
malagasy