Colossians 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo izay vahiny fahiny sady fahavalo tamin’ny fomba fisainanareo sy ny asa ratsy nataonareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo koa fahiny, dia lavitra Azy sy fahavalony, tamin’ny hevitra aman’asa ratsinareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo koa dia lavitra an’Andriamanitra fahiny sady fahavalony, noho ny ratsy nosaininareo sy nataonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo, izay olon-ko azy fahiny sy fahavalo tamin'ny sainareo noho ny fanaovan-dratsy, no efa nampihavaniny ankehitriny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo izay vahiny fahiny sady fahavalo tamin’ny fomba fisainanareo sy ny asa ratsy nataonareo
malagasy
Ary ianareo, izay olon-ko azy fahiny sy fahavalo tamin'ny sainareo noho ny fanaovan-dratsy, no efa nampihavaniny ankehitriny