Colossians 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha maharitra amin’ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin’ny fanantenana avy amin’ny Filazantsara izay efa renareo sady torina eny ambanin’ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha tahiny ianareo maharitra sy miorina mafy amin’ny fanantenana avy amin’ny Evanjely, izay efa renareo sy notorina taminareo ary nanendrena ahy, Paoly, ho mpandraharaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy maintsy maharitra amin’ny finoana ianareo, ka miorina sy mitombina tsara, ary tsy mety hafindra hiala amin’ny fanantenana vokatry ny Vaovao Mahafaly efa renareo. Izaho Paoly dia efa tonga mpanompon’izany Vaovao Mahafaly izany, dia ilay notorîna tamin’ny olona rehetra eto ambanin’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
raha maharitra amin'ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin'ny fanantenana avy amin'ny filazantsara, izay efa renareo sady notorina eny ambanin'ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha maharitra amin’ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin’ny fanantenana avy amin’ny Filazantsara izay efa renareo sady torina eny ambanin’ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.
malagasy