Colossians 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nahatonga ahy ho mpanompo, araka ny andraikitra nomen’Andriamanitra ahy teo aminareo, mba hahatanteraka ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa voatendry ho mpandraharaha Azy aho noho ny nanomezan’Andriamanitra ahy ny fiadidiana anareo, mba hitoriako ny tenin’Andriamanitra an-tsakany sy an-davany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga mpanompon’ny Fiangonana aho, araka ny andraikitra nomen’Andriamanitra hotontosaiko aminareo: dia ny manatanteraka ny fitoriana ilay tenin’Andriamanitra,
Malagasy Bible 1865
izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fitondran'Andriamanitra nomena ahy ho anareo, hahatanteraka ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nahatonga ahy ho mpanompo, araka ny andraikitra nomen’Andriamanitra ahy teo aminareo, mba hahatanteraka ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra,
malagasy
izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fitondran'Andriamanitra nomena ahy ho anareo, hahatanteraka ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra,