Colossians 1:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny zavamiafina, ilay voafina hatramin’ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho amin’ny olony masina kosa ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ilay hevi-miafina tsy nambara taloha hatramin’ny taranaka maro nifandimby, fa naseho kosa ankehitriny tamin’ny olona masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izany hoe ilay tsiambaratelo nafenin’Andriamanitra tamin’ny taranak’olombelona hatramin’ny fahagola, fa ankehitriny kosa efa nasehony tamin’ny vahoakany.
Malagasy Bible 1865
dia ny zava-miafina, ilay voàfina hatramin'ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho ankehitriny amin'ny olony masina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny zavamiafina, ilay voafina hatramin’ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho amin’ny olony masina kosa ankehitriny.
malagasy
dia ny zava-miafina, ilay voàfina hatramin'ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho ankehitriny amin'ny olony masina,